i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà, no lehiben’ny mpiambina andriamanjaka; ary ireo zanakalahin’i Davida kosa dia mpanolotsaina.
1Tantara 11:24 - DIEM PROTESTANTA Ireo no zava-bitan’i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà; kanefa tsy tafiditra anarana tao anatin’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izany zavatra izany no nataon’i Benaia, zanak’i Jehoiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no zava-bitan’i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà; kanefa tsy tafiditra anarana tao anatin’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza izy. Baiboly Katolika Izany no nataon’i Banaiasa zanak’i Jôiada, ka nanan-daza tamin’izy telopolo lahy mahery izy. Baiboly Protestanta Malagasy Izany zavatra izany no nataon’i Benaia, zanak’i Joiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza. Malagasy Bible Izany zavatra izany no nataon'i Benaia, zanak'i Joiada, ary tamin'izy telo lahy mahery dia izy no nalaza. La Bible en Malgache Izany zavatra izany no nataon’i Benaia, zanak’i Jehoiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza. |
i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà, no lehiben’ny mpiambina andriamanjaka; ary ireo zanakalahin’i Davida kosa dia mpanolotsaina.
Mbola izy koa no nahafaty ilay Ejiptianina izay roa metatra sy sasany ny halàvany sady nirongo lefona lehibe toy ny voditenon’ny mpanenona. Tehina no namelezany azy, dia nosarihany teny an-tanan’ilay Ejiptianina ny lefony ka iny ihany no namonoany azy ho faty.
Nomen-kaja i Benaià tao amin’ny «andian’ny telopolo lahy», kanefa tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no voatendrin’i Davida hifehy ny mpiambina azy.
Ireto kosa ny olona tonga tany amin’i Davida tao Tsiklaga fony izy mbola niery an’i Saoly, zanakalahin’i Kisy; izy ireo dia lehilahy mahery mpanampy an’i Davida amin’ny ady,