1Tantara 1:38 - DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Sehira dia i Lôtàna sy i Sôbala, i Tsibehôna (izay rain’i Hanà sady raiben’i Disôna), i Etsèra ary i Disàna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Seìra dia i Lotana, i Sobala, i Zibona, i Ana, i Disona, i Ezera ary i Disana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Sehira dia i Lôtàna sy i Sôbala, i Tsibehôna (izay rain’i Hanà sady raiben’i Disôna), i Etsèra ary i Disàna. Baiboly Katolika Zanak’i Seirà: i Lôtàna, i Sobala, i Sebeôna, i Anà, i Sisôna, i Esera, ary i Disàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Seïra dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Seìra dia i Lotana, i Sobala, i Zibona, i Ana, i Disona, i Ezera ary i Disana. |
Ny zanakalahin’i Lôtàna dia i Hôrỳ sy i Hômàna. I Lôtàna dia nanana anabavy atao hoe Timnà.