Zakaria 8:1 - Baiboly Katolika Tonga ny tenin’i Iavehn’ny tafika, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tonga ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe: DIEM PROTESTANTA Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary tonga ny tenin’i Jehovah, Tompon’ny maro, nanao hoe: Malagasy Bible Ary tonga ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro, nanao hoe: La Bible en Malgache Ary tonga ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe: |
Haeliko any amin’ny firenena rehetra tsy fantany izy ireo, ka ny tany eo aorian’izy ireo hipetraka foana, ary tsy hisy olona handalo na hiverina ao. Ilay tany mahafinaritra iny, ka nataony zary efitra.
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: «Saro-piaro dia saro-piaro an’i Siôna Aho, sady entim-pahatezerana mafy Aho noho ny aminy.»