Tamin’ny volana fahavalo, taona faharoa nanjakan’i Dariosa, ny tenin’i Iaveh dia natao tamin’i Zakaria, mpaminany, zanak’i Barakia, zanak’i Adô, nanao hoe:
Zakaria 6:9 - Baiboly Katolika Tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Ary nisy baikon’ny TOMPO tamiko nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy baikon’ny TOMPO tamiko nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy ARY tonga tamiko ny tenin’i Jehovah nanao hoe: Malagasy Bible Ary tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: La Bible en Malgache Ary tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe: |
Tamin’ny volana fahavalo, taona faharoa nanjakan’i Dariosa, ny tenin’i Iaveh dia natao tamin’i Zakaria, mpaminany, zanak’i Barakia, zanak’i Adô, nanao hoe:
Tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Dariosa, tonga tamin’i Zakaria ny tenin’i Iaveh, tamin’ny andro fahefatry ny volana fahasivy, volana Kasleo.