Ka hoy aho: Inona ireo, tompoko? Dia hoy ilay Anjely niresaka tamiko: Hasehoko anao ny amin’ireo.
Zakaria 6:4 - Baiboly Katolika Dia niteny tamin’ilay Anjely niresaka tamiko aho, ka nanao hoe: «Iza moa ireto, tompoko?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanontany tamin’ilay anjely niresaka tamiko aho hoe: Inona moa ireo, tompoko? DIEM PROTESTANTA Dia nanontaniako ilay anjely niresaka tamiko hoe: –Inona moa no dikan’ireo kalesy ireo, tompoko? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanontaniako ilay anjely niresaka tamiko hoe: –Inona moa no dikan’ireo kalesy ireo, tompoko? Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanontany tamin’ilay anjely niresaka tamiko aho ka nanao hoe: Inona moa ireo, tompoko? Malagasy Bible Dia nanontany tamin'ilay anjely niresaka tamiko aho ka nanao hoe: Inona moa ireo, tompoko? La Bible en Malgache Dia nanontany tamin’ilay anjely niresaka tamiko aho hoe: Inona moa ireo, tompoko? |
Ka hoy aho: Inona ireo, tompoko? Dia hoy ilay Anjely niresaka tamiko: Hasehoko anao ny amin’ireo.
Dia notohizako ny teniko, ka hoy aho tamin’ilay Anjely niresaka tamiko: «Inona no hevitr’ireo zavatra ireo, tompoko?»