Ary hoy i Iaveh tamiko: «Mangalà fàfana lehibe, ka soraty eo, amin’ny soratra azon’ny olona rehetra vakina, izao: ‹Hafaingano ny fandrobana! Mamaboa faingana.› »
Zakaria 5:1 - Baiboly Katolika Natopiko indray ny masoko, ka nahita aho: Ary indro nisy horonan-taratasy nanidina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia natopiko indray ny masoko ka hitako fa indro, horonan-taratasy manidina iray. DIEM PROTESTANTA Nanopy maso indray aho, ka indro hitako nisy horonam-boky manidina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanopy maso indray aho, ka indro hitako nisy horonam-boky manidina. Baiboly Protestanta Malagasy DIA natopiko indray ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy horonan-taratasy manidina. Malagasy Bible Dia natopiko indray ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy horonan-taratasy manidina. La Bible en Malgache Dia natopiko indray ny masoko ka hitako fa indro, horonan-taratasy manidina iray. |
Ary hoy i Iaveh tamiko: «Mangalà fàfana lehibe, ka soraty eo, amin’ny soratra azon’ny olona rehetra vakina, izao: ‹Hafaingano ny fandrobana! Mamaboa faingana.› »
Ary hoy izy tamiko: «Inona no hitanao?» Ka hoy aho: «Horonan-taratasy manidina, roapolo hakiho ny lavany, folo hakiho ny sakany, no hitako.»
Nitana boky kely nivelatra teny an-tanany izy; ny tongony ankavanana moa natsatony tamin’ny ranomasina, ary ny ankavia kosa tamin’ny tany;