Mbola niteny fanindroany koa aho, ka nanao taminy hoe: «Inona ireo sampahon’ôliva roa eo amin’ny lantônoara volamena, ikararànam-bolamena, ireo?»
Zakaria 4:11 - Baiboly Katolika Dia niteny indray aho, ka nanao taminy hoe: «Inona ireto ôliva roa, eo ankavanan’ny fanaovan-jiro sy eo ankaviany?» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanontany Azy aho hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo ankavanan’ny fitoeran-jiro sy eo ankaviany ireo? DIEM PROTESTANTA Dia nanontaniako indray izy hoe: –Inona moa ireo hazo ôliva roa eo an-kavanana sy eo an-kavian’ny fitoeran-jiro ireo? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanontaniako indray izy hoe: –Inona moa ireo hazo ôliva roa eo an-kavanana sy eo an-kavian’ny fitoeran-jiro ireo? Baiboly Protestanta Malagasy Dia namaly aho ka nanao taminy hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo an-kavanan’ny fanaovan-jiro sy eo an-kaviany ireo? Malagasy Bible Dia namaly aho ka nanao taminy hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo an-kavanan'ny fanaovan-jiro sy eo an-kaviany ireo? La Bible en Malgache Dia nanontany Azy aho hoe: Inona moa ireo hazo oliva roa eo ankavanan’ny fitoeran-jiro sy eo ankaviany ireo? |
Mbola niteny fanindroany koa aho, ka nanao taminy hoe: «Inona ireo sampahon’ôliva roa eo amin’ny lantônoara volamena, ikararànam-bolamena, ireo?»
Ary hazo ôliva roa no manotrona azy, ny iray eo ankavanan’ny tavy, ary ny iray eo ankaviany.»
Izy ireo no fototr’ôliva roa sy fanaovan-jiro roa, izay mitsangana eo anatrehan’ny Tompon’ny tany.