Fa hoy izy taminy: «Matokia tsara, anaka. Ny Tompon’ny lanitra anie hanome hafaliana anao, hisolo ny alahelo efa niaretanao.»