Vita izany, vao nandroso nanao fihinanam-be tamim-pisaorana an’Andriamanitra izy ireo.
–Mahereza, anaka. Enga anie ilay Tompon’ny lanitra hanova ny alahelonao ho fifaliana! Mahereza, anaka. Dia nivoaka ny efitrano i Ednà.