Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 7:1 - Baiboly Katolika

Dia niditra tao amin-dRagoela izy ireo, ka noraisiny tamin-kafaliana.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fony ireto mpandeha niditra tao Ekbatàna, dia hoy i Tôbià tamin’ilay anjely: –Ry Hazarià malalako, tariho hivantana any amin’i Ragoela mpiray firenena amintsika aho. Dia notarihin’ilay anjely ho any an-tranon’i Ragoela i Tôbià. Hitan’ireto mpivahiny i Ragoela, nipetraka eo akaikin’ny varavaran’ny tokotaniny; ary lohalaharana ireo tamin’ny fiarahabana azy, ka novalian’i Ragoela hoe: –Mirary soa betsaka ho anareo aho, rahavako, ary miarahaba anareo tonga soa. Dia nampandroso an-trano ireto vahiny i Ragoela

Jereo ny toko



Tôbita 7:1
0 Rohy Ifampitohizana