Ary ny aferony kosa dia fanosotra ny maso voasarona fotsy matevina, ka mahasitrana azy.»
Ny afero kosa dia fampiasa, rehefa misy fotsy maso: ahosotra ny maso izany, dia tsofina ny pentina fotsy, ary sitrana ny maso.