Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 6:4 - Baiboly Katolika

Fa hoy ity Anjely taminy: «Raiso amin’ny sofiny io, ka tariho ho eo aminao.» Dia nataony izany: notarihiny ho eny an-tanety ilay hazandrano, ka inty nihavatravatra teo an-tongony.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia hoy ny anjely tamin’i Tôbià: –Tataho io trondro io, dia esory ny fony sy ny aty aman’aferony ka tahirizo; fa ny tsinainy no ario. Izany fo sy aty aman’afero izany manko dia mahasoa tokoa ho fanafody.

Jereo ny toko



Tôbita 6:4
0 Rohy Ifampitohizana