Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 6:11 - Baiboly Katolika

Ary hoy ny Anjely namaly azy: «Eto misy lehilahy anankiray atao hoe: Ragoela, iray foko amam-pianakaviana aminao, manan-janaka vavy anankiray atao hoe Sarà izy; ary tsy manan-janaka hafa, afa-tsy izay, na lahy na vavy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

dia hoy i Rafaela tamin’ity tovolahy: –Ry Tôbià havako ô! Ka novaliany hoe: –Ahoana izay ê! Dia hoy indray i Rafaela: –Anio alina, dia ao amin’i Ragoela havanao no tsy maintsy hiantrano isika. Manana zanakavavy anankiray atao hoe Sarà izy.

Jereo ny toko



Tôbita 6:11
0 Rohy Ifampitohizana