Dia lasa i Tobia, nanaraka azy ny alika; ary teo amin’ny ony Tigra no nijanonany voalohany.
Niainga ity tovolahy; ary ilay anjely no niaraka taminy. Ny alika tao an-trano ihany koa dia niara-dalana tamin’izy ireo. Lasa tokoa ity tovolahy sy ilay anjely. Tamin’ny alina voalohany, dia nilasy teo amoron’ny ony Tigra izy.