Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:2 - Baiboly Katolika

Fa izay hahazoako mandray izany vola izany no tsy fantatro. Izany lehilahy izany tsy mahalala ahy, izy koa tsy fantatro, ka inona no famantarana homeko azy? Ny lalana mankany amin’izany tany izany aza tsy fantatro akory.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Kanefa ahoana no hahazoako izany vola izany amin’i Gabaela, satria tsy mifankalala izahay? Inona no famantarana homeko azy mba hahalalany ahy, ka hitokiany ahy ary hanomezany ahy ny vola? Sady tsy fantatro koa ny lalana hankanesana any Media.

Jereo ny toko



Tôbita 5:2
0 Rohy Ifampitohizana