«Taranak’Andriana izany ianao,» hoy i Tobia taminy, «ka mifona aminao aho, noho ny naniriako hahalala izay fianakavianao.»
Aoka tsy izay hampiavosa vola ihany no himasoanao, fa aoka mba tsy hisy vidiny akory izany miohatra amin’ny zanatsika!