Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:18 - Baiboly Katolika

Mba hahafaka ahiahy anao anefa, dia izaho no Azariasa, zanak’i Anania malaza.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nitomany kosa ny reniny sady niteny tamim-badiny hoe: –Nahoana no ampanefanao iraka ny zanako? Tsy izy ve no mpanohantohana antsika, tamin’izy nikeninkenina teto anoloantsika?

Jereo ny toko



Tôbita 5:18
0 Rohy Ifampitohizana