Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:17 - Baiboly Katolika

Fa hoy ny Anjely Rafaely namaly azy: «Fa ny fianakaviam-pikarama ve no tadiavinao, sa ny tenan’ny mpikarama hiaraka amin-janakao?

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia novalian’i Hazarià hoe: –Ho mpiara-dia aminy tokoa aho. Aza matahotra fa ho tsara mandroso ho tsara miverina izahay, satria azo antoka ny lalana. Ary hoy indray i Tôbita taminy: –Ho aminao anie ny fitahian’Andriamanitra, rahavako! Avy eo dia nantsoin’i Tôbita ny zanany ka nitenenany hoe: –Omany, anaka, ny zavatra ilainao ho an’ny dia, ary ndeha miainga miaraka amin’ity namanao. Enga anie Andriamanitra, Izay ao an-danitra, hiaro anareo any; ary enga anie Izy hampiverina soa aman-tsara anareo eto amiko! Ny anjeliny anie, anaka, no hiara-dalana aminareo mba hiambina anareo! Dia lasa i Tôbià niomankomana hanainga ny diany; ary rehefa avy nanoroka ny ray aman-dreniny izy, dia mbola norarîn’i Tôbita ho tsara dia indray.

Jereo ny toko



Tôbita 5:17
0 Rohy Ifampitohizana