Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 5:1 - Baiboly Katolika

Tamin’izay dia hoy ny navalin’i Tobia an-drainy: «Hataoko avokoa izay rehetra nasainao hataoko, ry dada.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia niteny i Tôbià ka nanao tamin’i Tôbita rainy hoe: –Hataoko avokoa, ry Dada, izay rehetra nanafatrafaranao ahy.

Jereo ny toko



Tôbita 5:1
0 Rohy Ifampitohizana