Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 4:7 - Baiboly Katolika

Manaova fiantrana amin’ny anananao, aoka tsy havilinao tsy hijery ny mahantra na dia iray aza ny tavanao, dia tsy hiamboho anao koa amin’izany ny Tavan’Andriamanitra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ireo rehetra manao asa soa no anaovy fiantrana avy amin’ny fanananao. Aoka ny fijerinao tsy hanenina rehefa nanao fiantrana ianao! Aza ahodina tsy hiatrika ny mahantra isan-karazany ny endrikao, dia hiatrika anao ny endrik’Andriamanitra.

Jereo ny toko



Tôbita 4:7
0 Rohy Ifampitohizana