Asaovy aroso ny mofo aman-divainao, amin’ny fandevenana ny olo-marina, fa aza mihinana izany na misotro akory miaraka amin’ny mpanota.
«Akao torohevitra ny olon-kendry isan-karazany; ary aza atao tsirambina ny torohevitra tsara.