Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 3:7 - Baiboly Katolika

Tamin’izay andro izay ihany koa, tany Ekbatàna, tanànan’ny Meda, dia nandre ny fanebahan’ny iray amin’ny ankizy vavin-drainy azy, i Sarà zanakavavin-dRagoela.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Androtr’io ihany koa, dia izao no nihatra tamin’i Sarà zanakavavin’i Ragoela sady nipetraka tao Ekbatàna, tanànan’i Media. Nandre ny mpanompovaviny nanevateva azy koa i Sarà tamin’izay.

Jereo ny toko



Tôbita 3:7
0 Rohy Ifampitohizana