Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 3:5 - Baiboly Katolika

Ary izao, ry Tompo ô, lehibe ny famaizanao, satria tsy nitandrina ny didinao tamin’ny nataonay izahay, sy tsy nandeha tamim-pahatsorana teo anatrehanao.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Eny, Tompo ô, marina ny fitsaranao rehetra rehefa faizinao aho noho ny fahotana izay nataon’ny tenako sy ireo razako; satria tsy nanatanteraka ny didinao izahay ary tsy nizotra ara-pahamarinana teo anatrehanao.

Jereo ny toko



Tôbita 3:5
0 Rohy Ifampitohizana