Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 3:3 - Baiboly Katolika

Koa ankehitriny, ry Tompo, tsarovy aho, aza valianao ny ratsy nataoko, ary aza tsiahivinao ao amin’ny fahatsiarovanao, ny fahotako sy ny an’ny razako.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Koa ankehitriny, Tompo ô, mba tsarovy aho ary mba tsinjovy. Aza amaizanao ahy ny fahotako na ny hadisoana nataon’ny tenako sy ireo razako, dia ny hadisoana nanoheranay Anao.

Jereo ny toko



Tôbita 3:3
0 Rohy Ifampitohizana