Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 3:15 - Baiboly Katolika

afaho amin’izao fatoram-pahafaham-baraka izao aho, fa raha tsy izany, dia esory amin’ity tany ity aho.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tsy mbola nalako baràka na ny anarako na ny an-draiko taty amin’ny tany mahababo ahy aty. Vavy tokana aho no an-draiko; tsy nanan-janaka hafa handova izy, tsy manan-drahalahy na havana akaiky mba afaka hanambady ahy ka hitahirizako ny tenako ho velona. Efa maty vady impito aho, ka inona intsony no mbola hiainako? Raha tsy sitrakao kosa, Tompo ô, ny hamela ahy ho faty, dia mba henoy hiarovanao ahy ny fanevatevana atao amiko.»

Jereo ny toko



Tôbita 3:15
0 Rohy Ifampitohizana