Teo no ho eo ihany i Sarà dia nitodika tany amin’ny varavarankely ary nanandra-tanana hivavaka sady niteny hoe: «Ankalazaina Ianao, ry Andriamanitra mpamindrafo ô; eny, ankalazaina mandrakizay ny anaranao. Aoka ny asanao rehetra hankalaza Anao mandrakizay!