I Anà vadiny nandeha isan’andro, nanenon-damba, ary izay mety ho azony, tamin’ny asan-tanany dia nentiny niverina hiveloman’izy ireo.