Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 1:3 - Baiboly Katolika

Isan’andro izy, dia nizara tamin’ireo rahalahiny, iray firenena aminy, sy babo toa azy, izay rehetra azony omena.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Izaho Tôbita dia nizotra nitandro ny rariny sy nanao asa soa nandritra ny andro rehetra niainako; nahavita fiantrana betsaka aho tamin’ireo havako sy mpiray firenena amiko, izay voababo niaraka tamiko teto Ninive, tao amin’ny tanin’ny Asirianina.

Jereo ny toko



Tôbita 1:3
0 Rohy Ifampitohizana