Tôbita 1:2 - Baiboly Katolika Lasan-ko babo izy tamin’ny andron’i Salmanazara, mpanjakan’ny Asirianina, nefa na tany am-pahababoana tany aza izy, dia tsy mba niala tamin’ny lalan’ny fahamarinana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nonina tao amin’ny zaratanin’i Naftalỳ any Galilea ampatrana i Tôbita, dia tao an-tanànan’i Tisbà, teo anelanelan’i Kedesa tao avaratra sy i Hatsôra tao andrefana ary i Fôgôra tao atsimo; avy tao Tisbà izy no nentina ho babo nankany Asiria tamin’ny andron’i Salmanatsara mpanjakan’io tany io. |