Indray mandeha izy dia lasa nankany Ragesa, tanànan’ny Meda, nitondra vola talenta folo, avy amin’ny fanomezana be loatra nomen’ny mpanjaka azy;
Tamin’ny andron’i Salmanatsara no efa nanome vola matetika an’ireo havako mpiray tanindrazana amiko aho.