ka nomen’io alalana ho any amin’izay rehetra tiany haleha, sady hahazo manao izay tiany hatao.
izaho no mpandeha tany Media nividy entana ho azy mandra-pahafatiny. Koa, indray maka, dia nisy volafotsy telonjato kilao napetrako tamin’i Gabaela rahalahin’i Gabry.