Ka hoy itsy nahazo nanavotra, tamin’i Booza: «Vidio ho anao izany.» Sady nesoriny ny kirarony.
Rota 4:7 - Baiboly Katolika Fanao teo amin’i Israely fahiny, raha misy fanavotana na fanakalozana, ny manala ny kirarony ny anankiray dia omeny ny iray hafa mba handraikitra ny raharaha, dia izany no natao vavolombelona teo amin’i Israely. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Toy izao no fanao fahiny teo amin’ny Israely raha nisy raharaha fanavotana na fanakalozana, mba hahamafy orina ny teny rehetra: Nesorin’ny iray ny kirarony ka nomena ny iray. Izany no fanamarinam-panekena teo amin’ny Israely. DIEM PROTESTANTA Fa taloha, tany Israely, raha misy manavotra lova na mifanakalo fananana, dia esorin’ny olona ny kapany ka omeny ny namany, mba hanamafy ny faharaiketan’ny raharaha. Tany Israely dia izany no antoka fa raikitra ny raharaha. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa taloha, tany Israely, raha misy manavotra lova na mifanakalo fananana, dia esorin’ny olona ny kapany ka omeny ny namany, mba hanamafy ny faharaiketan’ny raharaha. Tany Israely dia izany no antoka fa raikitra ny raharaha. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny amin’ny fanavotana sy ny fanakalozana teo amin’ny Isiraely fahiny hahamafy ny teny rehetra dia izao: nesorin’ny lehilahy ny kirarony ka nomeny ho an’ny namany; dia vavolombelona teo amin’ny Isiraely izany. Malagasy Bible Ary ny amin'ny fanavotana sy ny fanakalozana teo amin'ny Isiraely fahiny hahamafy ny teny rehetra dia izao: nesorin'ny lehilahy ny kirarony ka nomeny ho an'ny namany; dia vavolombelona teo amin'ny Isiraely izany. La Bible en Malgache Toy izao no fanao fahiny teo amin’ny Israely raha nisy raharaha fanavotana na fanakalozana, mba hahamafy orina ny teny rehetra: Nesorin’ny iray ny kirarony ka nomena ny iray. Izany no fanamarinam-panekena teo amin’ny Israely. |
Ka hoy itsy nahazo nanavotra, tamin’i Booza: «Vidio ho anao izany.» Sady nesoriny ny kirarony.