Rota 3:5 - Baiboly Katolika Dia hoy razazavavy namaly azy: «Eny, fa hataoko avokoa izay asainao ataoko.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy izy taminy: Eny, hataoko izay rehetra lazainao amiko. DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Rota tamin’i Nahômỳ: –Hataoko avokoa izay nolazainao tamiko. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Rota tamin’i Nahômỳ: –Hataoko avokoa izay nolazainao tamiko. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy izy taminy: Eny, fa hataoko izay rehetra lazainao amiko. Malagasy Bible Dia hoy izy taminy: Eny, fa hataoko izay rehetra lazainao amiko. La Bible en Malgache Dia hoy izy taminy: Eny, hataoko izay rehetra lazainao amiko. |
Ianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin’ny zavatra rehetra, fa ankasitrahin’ny Tompo izany.
Nony injay handeha handry izy, kendreo tsara izay toerana handriany dia midira ao, ka sokafy ny firakofany eo an-tongony ary mandria eo, fa holazainy aminao izay hataonao.»