Mamafy fiantrana Izy, manome ny mahantra, maharitra mandrakizay ny fahamarinany; misandratra amim-boninahitra ny tandrony.
Rota 2:16 - Baiboly Katolika ary misariha salohy avy amin’ny amboarany aza ho azy, ka avelao mba hotsimponiny fa aza maninitsiny azy». Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary asio latsadatsaka avy amin’ny amboara ka avelao ireny hotsimponiny fa aza rarana izy. DIEM PROTESTANTA Anasory mihitsy aza ny salohy sasany avy amin’ny amboara, dia ilaozy mba hotsimponiny, ka aza miteny azy akory. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Anasory mihitsy aza ny salohy sasany avy amin’ny amboara, dia ilaozy mba hotsimponiny, ka aza miteny azy akory. Baiboly Protestanta Malagasy Ary asio latsadatsaka avy amin’ny amboara, ka avelao ireny hotsimponiny, fa aza rarana izy. Malagasy Bible Ary asio latsadatsaka avy amin'ny amboara, ka avelao ireny hotsimponiny, fa aza raràna izy. La Bible en Malgache Ary asio latsadatsaka avy amin’ny amboara ka avelao ireny hotsimponiny fa aza rarana izy. |
Mamafy fiantrana Izy, manome ny mahantra, maharitra mandrakizay ny fahamarinany; misandratra amim-boninahitra ny tandrony.
Dia hamaly ny Mpanjaka ka hanao aminy hoe: Lazaiko marina aminareo fa isaky ny nanao izany tamin’ny anankiray amin’ireto havako kely indrindra ireto ianareo, dia nanao izany tamiko.
Fa mameno hafaliana amam-panalana alahelo ahy ny fitiavanao, noho ianao efa namelombelona ny fon’ny olona masina, ry rahavana.
Fa tsy mba tsy marina Andriamanitra, sanatria! Ka hanadino ny asanareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho voninahitry ny Anarany, tamin’ny nanampianareo sy mbola anampianareo ny olo-masina.
Avy eo dia nitsangana izy nitsimpona salohim-bary. Ary izao no teny nomen’i Booza ny mpanompony: «Aoka izy hitsimpona eny anelanelan’ny amboarany eny koa, fa aza manao izay hahamenatra azy,
Nitsimpona teo an-tanimbary mandra-paharivan’ny andro izy, dia noveleziny izay voatsimpony, ka orja sahabo ho iray efah.