Rota 1:13 - Baiboly Katolika
moa hahandry mandra-pahalehiben’izany va ianareo? Moa hahajanona tsy hanam-bady fanindroany noho izany? Tsia, anaka. Noho ianareo dia mangidy amiko indrindra ny namelezan’ny tanan’i Iaveh ahy».
Jereo ny toko
moa hahandry azy mandra-pahalehibeny va ianareo ka hijanona tsy hanambady? Tsia, anaka! Fa mangidy lavitra ny manjo ahy noho ny manjo anareo, fa ny tanan’NY TOMPO no natsotrany hamely ahy.
Jereo ny toko
moa ve hahandry azy mandra-pahalehibeny ianareo ka hahonon-tena tsy hanambady? Tsia, rey anaka, satria hampahory loatra anareo ny anjarako, fa hamely ahy no naninjiran’ny TOMPO ny tanany.

moa hahandry azy mandra-pahalehibeny va hianareo ka hijanona tsy hanam-bady? Tsia, anaka, fa mangidy lavitra ny nanjo ahy noho ny nanjo anareo; fa ny tànan’i Jehovah efa nahinjiny hamely ahy.
Jereo ny toko
moa hahandry azy mandra-pahalehibeny va ianareo ka hijanona tsy hanam-bady? Tsia, anaka, fa mangidy lavitra ny nanjo ahy noho ny nanjo anareo; fa ny tànan'i Jehovah efa nahinjiny hamely ahy.