vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana,
Nomery 7:76 - Baiboly Katolika osy lahy iray, ho sorona noho ny ota; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; Baiboly Protestanta Malagasy osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; Malagasy Bible osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; La Bible en Malgache osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; |
vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana,
ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Fegiela zanak’i Okrana.