Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 7:7 - Baiboly Katolika

Sarety roa sy omby efatra no nomeny ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny raharahany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Sarety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ny taranak’i Gersona, araka ny fanompoany;

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Nomeny sarety roa sy omby efatra ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny asany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nomeny sarety roa sy omby efatra ny taranak’i Gersôna, araka ny ilainy amin’ny asany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Sariety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ny taranak’i Gersona, araka ny fanompoany;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Sariety roa sy omby efatra no nomeny ho an'ny taranak'i Gersona, araka ny fanompoany;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Sarety roa sy omby efatra no nomeny ho an’ny taranak’i Gersona, araka ny fanompoany;

Jereo ny toko



Nomery 7:7
4 Rohy Ifampitohizana  

Omeko fahefana ianao hilaza aminy hoe: ‹Izao no hataonareo: Makà sarety amin’ny tany Ejipta hitondranareo ny vady aman-janakareo, alao ny rainareo dia mankanesa aty.


Dia noraisin’i Môizy ny sarety sy ny omby, ka napetrany amin’ny Levita.