vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana;
Nomery 7:64 - Baiboly Katolika osy lahy iray ho sorona noho ny ota; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; Baiboly Protestanta Malagasy ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; Malagasy Bible ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; La Bible en Malgache osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; |
vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana;
Fa he ity izy: Ilay tsy nahalala ota, dia nataony ota ho antsika, mba ho tonga fahamarinan’Andriamanitra ao aminy isika!