Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 7:34 - Baiboly Katolika

osy lahy iray, ho sorona noho ny ota;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota;

Jereo ny toko



Nomery 7:34
3 Rohy Ifampitohizana  

rehefa fantany ny fahotana nataony, dia osilahy tsy misy kilema no fanatitra hoentiny;


vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, sorona dorana;


ary omby roa, ondralahy dimy, zanak’ondry dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Elisora zanak’i Sedeora.