rehefa fantany ny fahotana nataony, dia osilahy tsy misy kilema no fanatitra hoentiny;
Nomery 7:22 - Baiboly Katolika osy lahy iray, ho sorona noho ny ota; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; Baiboly Protestanta Malagasy ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; Malagasy Bible ary osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; La Bible en Malgache osilahy iray, ho fanatitra noho ny ota; |
rehefa fantany ny fahotana nataony, dia osilahy tsy misy kilema no fanatitra hoentiny;
vantotr’ombalahy iray, ondralahy iray, zanak’ondry iray, efa iray taona, ho sorona dorana;
ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Natanaely zanak’i Soara.