Dia nasandratr’i Aarôna manandrify ny vahoaka ny tanany, ka nitso-drano azy izy; ary nidina izy, nony avy nanolotra ny sorona noho ny ota sy ny sorona dorana ary ny sorom-pihavanana.
Nomery 6:22 - Baiboly Katolika Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: DIEM PROTESTANTA Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO mba hamepetra an’i Aharôna sy ny zanany hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO mba hamepetra an’i Aharôna sy ny zanany hoe: Baiboly Protestanta Malagasy ARY Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
Dia nasandratr’i Aarôna manandrify ny vahoaka ny tanany, ka nitso-drano azy izy; ary nidina izy, nony avy nanolotra ny sorona noho ny ota sy ny sorona dorana ary ny sorom-pihavanana.
«Izany no lalàna ny amin’ny nazareàna izay nivoady, izany no fanatiny ho an’i Iaveh amin’ny maha nazareàna azy, afa-tsy izay azony atao araka ny ananany. Araka ny voady nataony no hanatanterahany ny lalàna ny amin’ny maha nazareàna azy.»
«Mitenena amin’i Aarôna sy ny zanany hoe: Hitso-drano ny zanak’i Israely ianareo, dia hanao aminy hoe:
Dia hanatona ny mpisorona, taranak’i Levì, fa ireo no nofidin’i Iaveh Andriamanitrao, hanompo azy sy hitso-drano amin’ny anaran’i Iaveh Andriamanitrao; ary araka ny tenin’izy ireo no hitsarana ny fifandirana sy ny fandratràna rehetra.