Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 4:41 - Baiboly Katolika

Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Gersôna, dia izay rehetra nanao fanompoana ao amin’ny trano lay fihaonana. Didin’i Iaveh no nanaovan’i Môizy sy i Aarôna izany fanisana izany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ireo no voaisa tamin’ny fokon’ny taranak’i Gersona, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana ka nalamin’i Mosesy sy i Arona araka ny didin’NY TOMPO.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ireo no nalamina tamin’ny fokon’ny taranak’i Gersona, izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny trano-lay fihaonana, dia izay nalamin’i Mosesy sy Arona araka ny didin’i Jehovah.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ireo no nalamina tamin'ny fokon'ny taranak'i Gersona, izay rehetra manao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana, dia izay nalamin'i Mosesy sy Arona araka ny didin'i Jehovah.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ireo no voaisa tamin’ny fokon’ny taranak’i Gersona, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana ka nalamin’i Mosesy sy i Arona araka ny didin’NY TOMPO.

Jereo ny toko



Nomery 4:41
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nataon’i Môizy ny fanisana azy ireo, noho ny tenin’i Iaveh, araka ny nandidiany azy.


dia 2.630 no voaisa araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy.


Ny voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy,


Noho ny didy nomen’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy no nanaovana izany fanisana izany sy nanomezana azy tsirairay ny fanompoana tsy maintsy hataony sy ny entana tsy maintsy hoentiny avy, ka dia voaisa araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy izy ireo.