Ny boky fanoratana ny mpisorona dia nalahatra araka ny fianakavian-drain’izy ireo ary ny Levita dia voasoratra araka ny raharahany sy ny antokony avy, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra.
Nomery 4:38 - Baiboly Katolika Ny voaisa tamin’ny taranak’i Gersôna araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izay voaisa tamin’ny taranak’i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany, Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay nalamina tamin’ny taranak’i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany, Malagasy Bible Ary izay nalamina tamin'ny taranak'i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany, La Bible en Malgache Izay voaisa tamin’ny taranak’i Gersona, araka ny fokony sy ny fianakaviany, |
Ny boky fanoratana ny mpisorona dia nalahatra araka ny fianakavian-drain’izy ireo ary ny Levita dia voasoratra araka ny raharahany sy ny antokony avy, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra.
Ny voaisa tamin’izy ireo, tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra, ny voaisa dia dimanjato amby fito arivo.
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny Kaatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny trano lay fihaonana. Araka ny didy nomen’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy no nanaovan’i Môizy sy i Aarôna izany fanisana izany.
ny hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana,