hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana.
Nomery 4:36 - Baiboly Katolika Dia 2.750 no isan’ny voaisa araka ny fianakaviany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izay voaisa taminy, araka ny fianakaviany, dia dimampolo sy fitonjato sy roa arivo. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay nalamina taminy, araka ny fokony, dia dimam-polo amby fiton-jato sy roa arivo. Malagasy Bible Ary izay nalamina taminy, araka ny fokony, dia dimam-polo amby fiton-jato sy roa arivo. La Bible en Malgache Izay voaisa taminy, araka ny fianakaviany, dia dimampolo sy fitonjato sy roa arivo. |
hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana.
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny Kaatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin’ny trano lay fihaonana. Araka ny didy nomen’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy no nanaovan’i Môizy sy i Aarôna izany fanisana izany.