Nomery 4:22 - Baiboly Katolika Isao koa ny taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy; DIEM PROTESTANTA «Ataovy lisitra isam-pianakaviana sy isan-tarika koa ny taranak’i Gersôna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Ataovy lisitra isam-pianakaviana sy isan-tarika koa ny taranak’i Gersôna. Baiboly Protestanta Malagasy Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy; Malagasy Bible Alao isa koa ny taranak'i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy; La Bible en Malgache Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy; |
Ny fokon’i Lebnỳ sy ny fokon’i Semeì dia avy amin’i Gersôna ka atao hoe fokon’ny Gersônita.
ny hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, dia hatramin’ny dimampolo, no alao isa, dia izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana.