Nomery 33:21 - Baiboly Katolika Niala tao Lebnà izy, dia nitoby tao Resà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niala tao Libna dia nitoby tao Risa. DIEM PROTESTANTA niala teo Libnà, dia nitoby tao Risà. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara niala teo Libnà, dia nitoby tao Risà. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony niala tao Libna izy, dia nitoby tao Risa. Malagasy Bible Ary nony niala tao Libna izy, dia nitoby tao Risa. La Bible en Malgache Niala tao Libna dia nitoby tao Risa. |
Izao no teny nataon’i Môizy tamin’ny zanak’i Israely rehetra tany an-dafin’i Jordany tany an’efitra, tany Arabaha, tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Faràna, i Tofela, i Labàna, i Haserôta sy i Di-Zahaba.