Nomery 33:22 - Baiboly Katolika22 Niala tao Resà izy, dia nitoby tao Keelatà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Niala tao Risa dia nitoby tao Kehelata. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 niala teo Risà, dia nitoby tao Kehelatà; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 niala teo Risà, dia nitoby tao Kehelatà; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary nony niala tao Risa izy, dia nitoby tao Kehelata. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary nony niala tao Risa izy, dia nitoby tao Kehelata. Jereo ny toko |