Efa niala tany Refidima izy; ary nony tonga tamin’ny efitr’i Sinaia, dia nitoby tao an’efitra; tandrifin’ny tendrombohitra no nitobian’i Israely.
Nomery 33:14 - Baiboly Katolika Niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Rafidima, ary tsy nisy rano tao hosotroin’ny vahoaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niala tao Alosy dia nitoby tao Refidima na dia tsy nisy rano hosotroin’ny olona aza tao. DIEM PROTESTANTA niala teo Alosa, dia nitoby tao Refidima izay tsy nahitan’ny olona rano hosotroina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara niala teo Alosa, dia nitoby tao Refidima izay tsy nahitan’ny olona rano hosotroina. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin’ny olona. Malagasy Bible Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin'ny olona. La Bible en Malgache Niala tao Alosy dia nitoby tao Refidima na dia tsy nisy rano hosotroin’ny olona aza tao. |
Efa niala tany Refidima izy; ary nony tonga tamin’ny efitr’i Sinaia, dia nitoby tao an’efitra; tandrifin’ny tendrombohitra no nitobian’i Israely.