Nomery 33:13 - Baiboly Katolika Niala tao Dafkà izy, dia nitoby tao Alosy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niala tao Dopka dia nitoby tao Alosy. DIEM PROTESTANTA niala teo Dôfkà, dia nitoby tao Alosa; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara niala teo Dôfkà, dia nitoby tao Alosa; Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony niala tao Dopka izy, dia nitoby tao Alosy. Malagasy Bible Ary nony niala tao Dopka izy, dia nitoby tao Alosy. La Bible en Malgache Niala tao Dopka dia nitoby tao Alosy. |
Niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Rafidima, ary tsy nisy rano tao hosotroin’ny vahoaka.