Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 32:42 - Baiboly Katolika

Nandroso koa i Nobe, ka nahafaka an’i Kanata, mbamin’ny tanàna momba azy, dia nantsoiny hoe Nobe araka ny anarany izy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary nandeha i Noba ka nandresy an’i Kenata sy ireo vohitra miankina aminy, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ary lasa koa i Nôba naka an’i Kenata sy ny tanàna madinika manodidina ka niantso azy hoe Nôba araka ny anarany ihany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary lasa koa i Nôba naka an’i Kenata sy ny tanàna madinika manodidina ka niantso azy hoe Nôba araka ny anarany ihany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary Noba nandeha ka nahafaka an’i Kenata sy ny zana-bohiny, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany izy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary Noba nandeha ka nahafaka an'i Kenata sy ny zana-bohiny, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany izy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary nandeha i Noba ka nandresy an’i Kenata sy ireo vohitra miankina aminy, dia nataony hoe Noba, araka ny anarany.

Jereo ny toko



Nomery 32:42
3 Rohy Ifampitohizana  

Fony fahavelony, i Absalôma dia efa nanao tsangam-bato ho azy, tao amin’ny lohasahan’ny Mpanjaka, fa hoy izy: «Tsy mba manan-janaka lahy hamelo-maso ny anarako aho.» Dia nataony araka ny anarany ihany ny anaran’ilay tsangam-bato, ka Ny tanan’i Absalôma no fiantsoan’ny olona azy mandrak’androany.


Tsy maintsy ho hitany: Ny olon-kendry maty; ny adala aman-ketrina koa levona torak’izany, ka mamela ny fananany ho an’ny hafa.


Niakatra i Jedeôna nihazo ny lalan’ny mpitoetra an-day ao atsinanan’i Nobe sy i Jegbaà, ka namely ny toby izay natoky fa tsy haninona tsy haninona.